|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voangy
Fototeny  2 angy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] ornamented, embellished [1.2]

Teny iditra (2/2)5  voangy
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Tanala] voasary: Voangin'omarare: sad'tso an'na tse men'olo (voasarin'ny marary: ka sady tsy hohanina no tsy omena olona) [1.78]
8 [Antesaka] voasary makirana [1.78]
9 [Tanosy] voasary mamy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  10 [Betsileo] (ce mot paraît venir de voangy : corail, perles rouges ; il devait donc à l'origine désigner plutôt un agrume à fruit orangé plutôt qu'un citron vert). Devenu synonyme d'agrumes, fruits des citrus (Rutaceae). Dubois, Dictionnaire Betsileo, écrit simplement : « gros citron ». [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry: voankazo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 angovy, angôvy, 14 vaingo, 15 vangio, 16 vangoy, voangy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26