Teny iditra voanjolava
Singan-teny voanjo ; lava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voan'ny voanjo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cacahuète [1.13]
  [Merina] (de voanjo et lava : longue, allongée). Nom donné à l'arachide : Arachis hypogaea L. (Fabaceae), par opposition au voanjobory . Les arachides de bouche, à 3 ou 4 graines, employées à la préparation des cacahuètes, méritent surtout le nom de voanjolava. [1.196]
Anarana siantifika Arachis hypogaea
Voambolana 
Mpanahaka  kapika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06