Teny iditra | kapika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka] sokatra [Rakotosaona 1975] | ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||
Teny iditra | kapika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Voanjombazaha [Rajemisa 1985] | ||||
voanjo lava [SLP 1986] | |||||
Fandikana frantsay | arachide, pistache, cacahuète [SLP 1986] | ||||
[Bara] (de mpika ou pika, onomatopée, bruit que fait la coque du fruit quand on l'écrase). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). L'arachide, plante cultivée pour ses graines riches en matière grasse ; aliment et matière première d'huilerie. [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry: Voankazo | ||||
Anarana siantifika | Arachis hypogaea | ||||
Teny mitovy hevitra | kapiky ~ voanjo katra ~ voanjom-bazaha ~ voanjopika | ||||
Mpanahaka | voanjolava | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |