Teny iditra voanjombazaha
Singan-teny voanjo ; vazaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [ voajom-bazaha ] Peanuts, earth-nuts [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ voajom-bazaha ] Arachide, pistache [1.8]
  [Betsileo, Merina] (de voanjo et vazaha : étranger). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). Nom qu'on a donné à l'arachide lors de son introduction pour la distinguer du voanjo ancien. [1.196]
Anarana siantifika Arachis hypogaea
Ohatra Ny voanjombazaha feheniny. [2.59]
Voambolana 
Tovy hevitra voanjo ~ voanjo katra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06