Teny iditra (1/2) | 1 voasana |
Fototeny | 2 vofy |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be peeled [1.2, 1.7] 6 to be skinned, to be scaled. This word is evidently a corruption of ofasana, which should grammatically be the form of the passive verb. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on épluche, qu'on écorce; écorcer, peler; égrener (maïs) [1.8] 8 écorcé (pour les arbres) ; décortiqué (pour les arachides, etc.) ; épluché (pour les légumes) [1.196] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny voasana io |
Teny iditra (2/2) | 14 voasana |
Fototeny | 15 vofy |
Sokajin-teny | 16 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Hazavaina: Novoasan' ny mpampianatra tsara ny lesona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 to be explained by discussion [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 qu'on explique par une discussion [1.8] |
Ohatra |
20 Raha voasana ny filazana ny Ramiary toy izany, dia izao teny vitsy izao no sisa ampy ho filazana azy: - Datura alba, Nees. [1.357#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 25 savoana, voasana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |