Teny iditra | voasaotra (saotra) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony Nankasitrahana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Divorced, repudiated [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Divorcée, répudiée [1.3, 1.8] | |
Remercié [1.3] | ||
Ohatra | Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na voasaotra;
[2.996] | |
Tovy hevitra | sinaotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |