Teny iditra | 1 voatavofotsy |
Singan-teny | 2 voatavo, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-boatavobozaka fasian-drano |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de voatavo : courge-calebasse et fotsy : blanche). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à chair blanche, comestible à l'état jeune. [Merina]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: anana |
Tovy hevitra | 7 voatavohova |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |