Teny iditra voatavolahy (voatavo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (sens ancien) contraction de voatavoarivolahy Variété à gros fruits de courge calebasse, Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Lagenaria siceraria

Teny iditra voatavolahy (voatavo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (sens moderne). Allusion aux fruits allongés. Cucurbita pepo var. italica L. Ined. (Cucurbitaceae). Courgette cultivée. Plante légumière. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cucurbita pepo var. italica

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31