Teny iditra | 1 voatevika |
Fototeny | 2 tevika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#704] qu’on a percé, attaché avec une épingle, à quoi l’on a donné quelques points |
Ohatra |
6 [2.69] Ombelahy sakoko-tandroka Ibonia ka sarotra iadiana : an-tendron-tandrony, voatevika; 7 [2.529] Niarina tampoka toy ny voatevika ity tovolahy nandre ny fitopin' ny feo nanafosafo azy. |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 tinevika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |