|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voatondro
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#660] pointed at
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#723] qu'on a indiqué
Ohatra  6  [2.117] Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany.
7  [2.529] Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho?
8  [2.445] Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy.
9  [2.471] Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa.
10  [2.472] Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga.
Fototeny  11  tondro
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny voatondro io

Teny iditra (2/2)15  voatondro
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [Sakalava]
18  [Betsileo]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Singan-teny  20  voa, tondro
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11