|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : voatondro

Ohabolana 1Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : nindran-tseza, ka voatondro molotra akaiky. [2.558]

Ohabolana 2Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy naha-izy azy. [1.1]
Fanazavana malagasyZavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1]

Ohabolana 3Tsy mahaleo ny mangidy voatondro, dia tsy hahazo ny mamy irain-jehy. [2.415 #2755]
Dikanteny frantsayIl faut savoir supporter un doigt d' amertume pour gagner un empan de douceur. [2.415]
Fanazavana frantsayOn n'a rien sans peine. [2.415 #2917]

Fizahan-teny