|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voatondro
Fototeny  2  tondro
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#660] pointed at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#723] qu'on a indiqué
Ohatra  7  Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany. [2.117]
8  Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [2.529]
9  Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [2.445]
10  Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [2.471]
11  Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny voatondro io

Teny iditra (2/2)15  voatondro
Singan-teny  16  voa, tondro
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.196] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [Sakalava]
19  [Betsileo]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11