Teny iditra | 1 voatsako |
Fototeny | 2 tsako |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#750] mâché |
Ohatra |
6 Ary raha eto no mba hisehoan' izay ambany maso tsy ho hita, na ambany lela tsy ho voatsako, na akaikin' ny orona tsy ho maimbo. [2.69#238] |
Tovy hevitra | 7 tsinako |
Fivaditsoratra | 8 atsovako, sakatovo, voakotsa, voatsako, voatsoka, vokatsoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |