Teny iditra voaviravira (viravira)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maltraité, rudoyé, chiffonné, secoué [1.3]
Ohatra Noriatin' ny lambo kosa ny takibaky ny voay ka kotika sady voaviravira. [2.69]
Tovy hevitra viniravira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20