|
|
|
|

Teny iditra1  voazera
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#872] jeté à terre, précipité, battu
Ohatra  5  [2.4] Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany.
6  [2.996] Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny.
Fototeny  7  zera
Haiendriteny 
8  Ny lasa :
Tovy hevitra  9  zinera

Fivaditsoratra  10  avezaro, voazera

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21