Teny iditra (1/3) | 1 vodivona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
voditanety 4 [1.1] Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the shoulders of a mountain |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] contrefort d'une montagne |
Ohatra |
7 Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [2.346] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny vodivona io |
Teny iditra (2/3) | 9 vodivona |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.431#14] fief seigneurial 13 [1.3#846] fief, domaine des seigneurs 14 [1.8] domaine d'un seigneur |
Ohatra |
15 Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [2.508#371] |
Tovy hevitra | 16 menakely |
Mpanahaka | 17 menabe |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 vodivona |
Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3#846] grand, vaste |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |