|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : vodivona

Ohabolana 1Ny andrian-tsy voazara ; ny vodivona samy manana ny azy. [2.653 #2163, 2.415]
Ny andrian-tsy voazara, ny vodivona samy manana ny azy rahateo. [2.558 #2881]
Dikanteny frantsayLa souveraineté n' est pas partagée, mais chaque seigneur a son fief. [2.415 #478]
Fanazavana frantsayIl n' y a qu'un seul souverain, mais il y a plusieurs seigneurs ; ou bien : si on a les mêmes ancêtres, en a cependant chacun sa terre. [2.415 #478]

Ohabolana 2Vodivona no mietsaka, antsanga indray no anontaniana. [2.415 #485, 2.653 #3719]
Vodivona no mihetsika, ka antsanga no anontaniana. [2.558 #5006]
Dikanteny frantsayUn fief s' écroule : il ne faut pas demander s' il y aura beaucoup de sable répandu. [2.415 #485]
Fanazavana frantsayLa ruine d'un fief est une chose grave ; se disait des affaires qui avaient de grosses conséquences. [2.415 #485]

Fizahan-teny