Teny iditra |
vodyondry > vodiondry
|
Singan-teny | vody ; ondry |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ vody ondry ] The bride price [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ vody ondry ] Présent donné aux parents de la fiancée [1.8]
|
Ohatra | Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao.
[2.293]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|