Teny iditra | 1 voky |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao? Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] filled, satiated, satisfied |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#849, 1.8] rassasié, satisfait 6 [1.3#849] qui en a assez comblé de richesses |
Ohatra |
7 mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131] 8 Homàna fa izahay efa voky. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 16 feno, miatiaty, afapo, afadiana, boboka |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny voky io |
Fivaditsoratra | 22 viko, voky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |