|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  volako > vola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
4  drala [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  money in general [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  argent; monnaie [1.8, 1.13]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra  45  Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)46  volako > vola
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48  Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  49  silver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  50  argent [1.8, 1.13]
Voambolana  51  Simia
Sampanteny 
52  Anarana :
Tovy hevitra  53  volafotsy
Mpanahaka  54  ag
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  114  Fisokajiana miherina

Teny iditra (3/3)115  volako > vola
Sokajin-teny  116  anarana
Fanazavàna teny malagasy  117  volana mpanazava alina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  118  lavo, lova, valo, vola

Teny iditra (1/3)119  volako > vola
Sokajin-teny  120  anarana
Fanazavàna teny malagasy  121  Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
122  drala [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  123  money in general [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  124  argent; monnaie [1.8, 1.13]
Voambolana  125  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Haiendriteny 
126  Tsotra :
127  Tovonana :
Sampanteny 
128  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra  163  Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)164  volako > vola
Sokajin-teny  165  anarana
Fanazavàna teny malagasy  166  Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  167  silver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  168  argent [1.8, 1.13]
Voambolana  169  Simia
Sampanteny 
170  Anarana :
Tovy hevitra  171  volafotsy
Mpanahaka  172  ag
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  232  Fisokajiana miherina

Teny iditra (3/3)233  volako > vola
Sokajin-teny  234  anarana
Fanazavàna teny malagasy  235  volana mpanazava alina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  236  lavo, lova, valo, vola

Teny iditra (1/3)237  volako > vola
Sokajin-teny  238  anarana
Fanazavàna teny malagasy  239  Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
240  drala [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  241  money in general [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  242  argent; monnaie [1.8, 1.13]
Voambolana  243  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Haiendriteny 
244  Tsotra :
245  Tovonana :
Sampanteny 
246  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra  281  Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)282  volako > vola
Sokajin-teny  283  anarana
Fanazavàna teny malagasy  284  Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  285  silver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  286  argent [1.8, 1.13]
Voambolana  287  Simia
Sampanteny 
288  Anarana :
Tovy hevitra  289  volafotsy
Mpanahaka  290  ag
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  350  Fisokajiana miherina

Teny iditra (3/3)351  volako > vola
Sokajin-teny  352  anarana
Fanazavàna teny malagasy  353  volana mpanazava alina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  354  lavo, lova, valo, vola

Teny iditra (1/3)355  volako > volana
Sokajin-teny  356  anarana
Fanazavàna teny malagasy  357  [vôlaña] teny [Sihanaka] [1.78]
358  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  359  speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  360  speech [1.3, 1.7]
361  parole [1.3, 1.8]
362  promesse, engagement [1.3]
363  action de parler [1.8]
Voambolana  364  Haiteny
Haiendriteny 
365  Tsotra :
366  Tovonana :
Sampanteny 
367  Matoantenin' ny mpanao :
368  Matoantenin' ny iharana :
369  Matoantenin' ny fameno :
370  Anarana :
371  Mpamaritra :
Tovy hevitra  372  kabary
Kamban-teny 
Lohateny  417  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
418  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)

Teny iditra (2/3)419  volako > volana
Sokajin-teny  420  anarana
Fanazavàna teny malagasy  421  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  422  the moon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  423  la lune [1.8]
Ohatra  424  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
425  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Voambolana  426  Haikintana
Mpanahaka  427  fenomanana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  460  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)461  volako > volana
Sokajin-teny  462  anarana
Fanazavàna teny malagasy  463  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
464  Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  465  a month [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  466  le mois [1.8]
467  mois [1.13]
Ohatra  468  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
469  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
470  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
471  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Voambolana  472  Fotoana
Kamban-teny 
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  564  Fizaran' andro
Lahatsoratra  565  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  566  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Teny iditra (1/3)567  volako > volana
Sokajin-teny  568  anarana
Fanazavàna teny malagasy  569  [vôlaña] teny [Sihanaka] [1.78]
570  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  571  speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  572  speech [1.3, 1.7]
573  parole [1.3, 1.8]
574  promesse, engagement [1.3]
575  action de parler [1.8]
Voambolana  576  Haiteny
Haiendriteny 
577  Tsotra :
578  Tovonana :
Sampanteny 
579  Matoantenin' ny mpanao :
580  Matoantenin' ny iharana :
581  Matoantenin' ny fameno :
582  Anarana :
583  Mpamaritra :
Tovy hevitra  584  kabary
Kamban-teny 
Lohateny  629  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
630  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)

Teny iditra (2/3)631  volako > volana
Sokajin-teny  632  anarana
Fanazavàna teny malagasy  633  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  634  the moon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  635  la lune [1.8]
Ohatra  636  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
637  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Voambolana  638  Haikintana
Mpanahaka  639  fenomanana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  672  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)673  volako > volana
Sokajin-teny  674  anarana
Fanazavàna teny malagasy  675  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
676  Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  677  a month [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  678  le mois [1.8]
679  mois [1.13]
Ohatra  680  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
681  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
682  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
683  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Voambolana  684  Fotoana
Kamban-teny 
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  776  Fizaran' andro
Lahatsoratra  777  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  778  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Teny iditra (1/3)779  volako > volana
Sokajin-teny  780  anarana
Fanazavàna teny malagasy  781  [vôlaña] teny [Sihanaka] [1.78]
782  Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  783  speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  784  speech [1.3, 1.7]
785  parole [1.3, 1.8]
786  promesse, engagement [1.3]
787  action de parler [1.8]
Voambolana  788  Haiteny
Haiendriteny 
789  Tsotra :
790  Tovonana :
Sampanteny 
791  Matoantenin' ny mpanao :
792  Matoantenin' ny iharana :
793  Matoantenin' ny fameno :
794  Anarana :
795  Mpamaritra :
Tovy hevitra  796  kabary
Kamban-teny 
Lohateny  841  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
842  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)

Teny iditra (2/3)843  volako > volana
Sokajin-teny  844  anarana
Fanazavàna teny malagasy  845  Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  846  the moon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  847  la lune [1.8]
Ohatra  848  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
849  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Voambolana  850  Haikintana
Mpanahaka  851  fenomanana
Kamban-teny 
Lahatsoratra  884  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)885  volako > volana
Sokajin-teny  886  anarana
Fanazavàna teny malagasy  887  Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
888  Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  889  a month [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  890  le mois [1.8]
891  mois [1.13]
Ohatra  892  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
893  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
894  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
895  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Voambolana  896  Fotoana
Kamban-teny 
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  988  Fizaran' andro
Lahatsoratra  989  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  990  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana