Teny iditra | 1 volan-kankafotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny na zavatra toy ny teo aloha ihany tsy misy fiovany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] monotonous repetitious speech |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] répétition monotone et ennuyeuse (comme le coucou) |
Singan-teny | 6 volana, kankafotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |