|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  volavola
Fototeny  2  vola
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] cooked rice made into a ball for a journey
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] riz cuit mis en boules pour un voyage
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  vinavina

Teny iditra (2/2)13  volavola
Fototeny  14  vola
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.13] projet; conception
Ohatra  18  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Lohateny  19  Volavolan-dalampanorenana : Project de Constitution (Fanjakana Malagasy)
20  Volavola ranomaso (Ny Onja)

Fivaditsoratra  21  lavavolo, lavolavo, lovalova, valovalo, volavola

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05