Teny iditra volobe (volo, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
¶ Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [Rajemisa 1985]

Teny iditra volobe (volo, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cephalostachyum madagascariense, Dendrocalamus strictus
Ohatra Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [Rapatsalahy: Kintana]

Teny iditra Volobe (volo, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany volo, be

2019/09/05