Teny iditra | 1 volonamalona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] loko mavo maitso somary mainty malefaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#6807] [volon' amalona] couleur d' anguille. Ce qui est grisâtre |
Singan-teny | 5 volo, amalona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |