Teny iditra volontany samy hafa
Singan-teny volontany ; samy ; hafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa samy mamana ny fomba amam-panaony avy ny tany rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09