|
|
|
|

Teny iditra1  volotsangana
Singan-teny  2  volo, tsangana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bezanozano] bararata
5  [1.1] Karazana volo madinika fampiasa indrindra hanaovana varivary na valindrihana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] medium-sized bamboo used for lath before plastering
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] bambou dont on se sert surtout pour latter les toits
8  [1.8] bambou de grosseur moyenne qui sert de lattes sous les crépis ; roseau
9  [1.13] bambou
10  [1.196] (de volo bambou ; et tsangana  : dressé, érigé ; par opposition aux bambous-lianes). Nom d'un bambou cultivé : Phyllostachys bambusoides Siebold & Zucc. (Poaceae). Devenu très commun à Madagascar. On en fait des clôtures, des cannes à pêche. Ses tiges découpées en long et aplaties servent à latter les toits avant de les couvrir de chaume ou de tuiles-écailles. [Merina]
11  [Betsileo]
Ohatra  12  Voasakan'ny rovan-tanàna izy ka voatery nijoro nanatrika ahy, nitehina tamin'ny fefy volotsangana. [2.583#4]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18