Teny iditra vonenina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry fanao fanafody (Vinca Rosea) [Rajemisa 1985]
 zavamaniry fanaovana fanafody ny vahany (Vinca Rosea) [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay pervenche. Vinca rosea, L. [Abinal 1888]
 pervenche [SLP 1986]
Voambolana 
Anarana siantifika Vinca rosea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31