|
|
|
|

Teny iditra1  vonim-boahirana
Fototeny  2  vony, voahirana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  tsy misy ivoasana amin’ny vonimboahirana [2.895]
5  Ary izy mitondra vonimboahirana atao hoe vony tsy azo n' afo, tohiziny ny tsontsoraka, famantarana ny mpinona; [2.48]
Voambolana  6  Haizavamaniry: voninkazo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07