|
|
|
|

Teny iditra1  vonim-boahirana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.895] tsy misy ivoasana amin’ny vonimboahirana
4  [2.48] Ary izy mitondra vonimboahirana atao hoe vony tsy azo n' afo, tohiziny ny tsontsoraka, famantarana ny mpinona;
Voambolana  5  Haizavamaniry: voninkazo
Singan-teny  6  vony, voahirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12