|
|
|
|

Teny iditra1  vonoina
Fototeny  2  vono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?
Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy
Tsofina: Vonoy ny jiro
Foanana: Efa novonoina ity lalana ity
Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga
Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint
Ohatra  7  Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby. [1.437#]
8  vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245#]
9  koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny vonoina io
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny vonoina io

Fivaditsoratra  17  anonovi, anonovy, anovony, avonony, naovony, voninao, vonoany, vonoina, vononay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21