Teny iditra | vonono (vono) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | (misy sisika on) Voavono, taperina ny aina, vonoina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [1.3] | ||||||
Ohatra | Androtrio no vonono ilay Tily iray azon'ny tao amin dRainimarobandro.
[2.59] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voavono | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vonono io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |