|
|
|
|

Teny iditra1  vorombetsifihinana
Singan-teny  2  Vorombe, tsy, fihinana
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  mirebareba toa vorombe tsy fihinana [2.69#]
5  Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [2.508]
Tovy hevitra  6  vorompatrana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25