Teny iditra | vorona mindram-bolo | |
Singan-teny | vorona ; mindrana ; volo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |