Teny iditra | 1 vorondriaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.54] pluvier |
Ohatra |
4 [2.996#] ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany |
Voambolana |
5 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 6 vorona, riaka |
Lahatsoratra |
7 Randzavola: vorondriaka ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |