Teny iditra | 1 vorondriaka |
Singan-teny | 2 vorona, riaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.54] pluvier |
Ohatra |
5 ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany [2.996#] |
Voambolana |
6 Haibiby: vorona |
Lahatsoratra |
7 Randzavola: vorondriaka ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |