|
|
|
|

Teny iditra1  voronkahaka
Singan-teny  2  vorona, hahaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] corbeau
Ohatra  5  satria tsy mahefa na inona na inona, hoatra ny voronkahaka mihevaheva anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy. [2.996#]
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03