|
|
|
|

Teny iditra1  vorontsiloza
Singan-teny  2  vorona, tsy, loza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] turkey
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] dinde
7  [1.8] dinde, dindon
Ohatra  8  Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza. [2.332#]
9  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
10  Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. [2.69#]
Voambolana  11  Haibiby: vorona
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny vorontsiloza io
Sary 
15 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02