|
|
|
|

Teny iditra1  votsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] miadam-panao zavatra
4  [1.78] [Bezanozano] [vôtsa] milasilasy, miadana
5  [1.1] Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
Miadana: Votsa fandeha
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] clumsy, clownish
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] lent, lourd
8  [1.3] lambin
9  [1.8] malhabile, maladroit
Ohatra  10  Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [2.59]
Sampanteny 
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  votsavotsa
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny votsa io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21