|
|
|
|

Teny iditra1  fantsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano
Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano.
5  [1.7] a well or spring where water is drawn
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#749] L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument
7  [1.8] puits ou source où l'on puise de l'eau
8  [1.13] puits
Ohatra  9  [1.437#] Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana.
10  [2.445#] Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo.
Fototeny  11  ntsaka
Mpanahaka  12  kirijy, lava-drano, loharano, vovo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fantsakàna io
Lahatsoratra  14  Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/05