Teny iditra tandroho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [1.1]
 Fitaovana fakana hazandrano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy An open-weave basket used for dredging fish or shrimps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [1.8]
 Nasse [1.13]
Ohatra 
1Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho [2.442]
2Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [2.346]
Voambolana 
Mpanahaka  lombo ~ vovo
Ohabolana 

Teny iditra tandroho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
[Betsimisaraka] Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
[Taifasy, Taimoro] Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy. [1.196]
Anarana siantifika Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31