|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  vovo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vovoka

Teny iditra (2/5)3  vo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] the barking of a dog
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] aboiement
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
9  Feo
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny vovò io

Teny iditra (3/5)15  vovo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Tambahoaka] fandrika
18  [1.1] zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.7] a fish-trap with an open basket weave
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.8] nasse à poissons tressée de lianes
Ohatra  21  Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472]
Voambolana  22  Fitaovam-piasana
Sampanteny 
23  Matoantenin' ny iharana :
24  Matoantenin' ny fameno :
25  Anarana :
Mpanahaka  26  lombo, tandroho
Kamban-teny 
Sary 
32 

Teny iditra (4/5)33  vovo
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.78] [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha
36  [1.1] fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary
37  [1.13] lava-drano
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.13] puits
Mpanahaka  39  fantsakana, kirijy, lavadrano
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (5/5)43  vovo
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45  [1.78] [Tambahoaka] mpitsikilo

Fivaditsoratra  46  vovo-, vovò, vovo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08