Teny iditra zalahy (lahy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy You (plur.) used between men [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vous (se dit entre hommes) [1.8]
Ohatra 
1Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69]
2Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra zalahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Olona fanalolahy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21