Teny iditra zanabolana (zanaka, volana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a man-made satellite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay satellite envoyé dans l'espace; cf. sambon-danitra [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2013/08/27