Teny iditra | zanakalondrano | |
Singan-teny | zanaka ; kalo ; rano | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | Imbécile, niais [1.3] | |
Ohatra | Nanan-janaka vavitokana, tsy ary ambony, tsy ary ambany, izy, nefa tsy hendrihendry loatra razazavavy, fa zanakalondrano, ka ondranondranana.
[2.69] | |
Teny iditra | Zanakalondrano | |
Singan-teny | zanaka ; kalo ; rano | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une caste peu civilisée [1.3] | |
Voambolana | Tantara: firenena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Zanakalondrano io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |