|
|
|
|

Teny iditra1  zanakavavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.996#] Torotoro aho noho ny fahatorotoroan' ny oloko zanakavavy
4  [2.270#68] Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy? -- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko!
Singan-teny  5  zanaka, vavy
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Tohi-kevitra  8  zanakalahy

Fivaditsoratra  9  vaky vazana, zanakavavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11