|
|
|
|

Teny iditra1  zanakavavy
Singan-teny  2  zanaka, vavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Torotoro aho noho ny fahatorotoroan' ny oloko zanakavavy [2.996#]
5  Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy? -- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko! [2.270#68]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Tohi-kevitra  8  zanakalahy

Fivaditsoratra  9  vaki-vazana, vaky vazana, zanakavavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21