|
|
|
|

Teny iditra1  zanatohatra
Singan-teny  2  zanaka, tohatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3.fr#709] les échelons, les marches de l'escalier, les degrés
6  [1.13] échelon
7  [1.66.fr#598] marche
Ohatra  8  Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
9  Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Voambolana  10  Toe-karena: fanorenana
Mpanahaka  11  renitohatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12