|
|
|
|

Teny iditra1  zaobavy
Singan-teny  2  zaotra, vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a sister-in-law
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54][zaovavy] belle-soeur
6  [1.8] belle-soeur
Ohatra  7  Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Lohateny  9  Zaobavy mahantra (Rapatsalahy Paul)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07