Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : zaraina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [2.558 #3029] Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : zaraina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Tanala mihaza : izay azo kely zaraina aman-kavana. [2.415 #3216, 2.653 #2991] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tanala qui chasse : le peu qu' il a pris, il le partage avec ses parents. [2.415 #3216] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne sont pas égoïstes. [2.415 #3216] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Zaza | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||