Teny iditra | 1 zaraina |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto Didiana: Zarao efatra ity paoma ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be distributed, to be divided |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on partage, qu'on divise 7 [1.13] dividende |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny zaraina io |
Fivaditsoratra | 16 azarina, izarana, razanay, zairana, zaraina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |